|
|
|
|

Entry1  zaza mahalia lalana
Elementary words  2 zaza, 3 mahalia, 4 lalana
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 zaza mety ho tonga irery any amin' izay alehany [1.1]
Explanations in French  7 enfants qui peuvent marcher [1.3#376]
Examples  8  Rahefa zaza mahalia lalana, tonga avokoa [2.298#18]
Synonyms  9 zaza mahatokan-dalana

Updated on 2025/10/11